4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Taratasy ho anao - Kelly Rajerison

Raha mbola misy koa fitiavanao ahy

Mbola miaina eo anilanao aho

Miramirana ery izay jereko ety

Ny hasambarana ao am-po tsy ho lany



Lasa ianao ny omalin’iny

Satria izany no lalànan’ny fiainana ety an-tany

Mafy ny alahelo izay toa tsy haiko nafenina

Tamin’ny andro farany nahitako anao



Taratasy ho anao

Milaza vaovao

Ny andro no miharatsy aty amin’izao fotoana izao

Lasa nody ilay masoandro namiratra teo

Taratasy ho anao

No hany mba sisa manambara ahy

Fa mbola ho tsara ny ampitso

Ho haiko ve ny mampatsiahy

Fa mbola tiako ianao ?

Ilaiko ve ny mampatsiahy

Fa mbola tiako ianao ?  

Partager taratasy ho anao

Commenter taratasy ho anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kelly Rajerison